Entry | nay | ||||
Part of speech | interjection | ||||
Malagasy definition | Tapaka farany amin' ny teny hoe "Inay", enti-milaza nenina amin' ny nanaovana na tsy nanaovana zavatra iray efa lasa, na faniriana manao dia mianotra momba ny toe-javatra efa raikitra:
Nay aho tsy nahalala iny olona iny na oviana na oviana! [Rajemisa 1985] | ||||
English translation | an expression of like or dislike, gladness, or astonishment. [Richardson 1885] | ||||
Entry | nay | ||||
Part of speech | adverb | ||||
English translation | [Provincial] not [Richardson 1885] | ||||
Entry | -nay | ||||
Part of speech | pronoun | ||||
Malagasy definition | Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entin'ny olona maro milaza izay azy na izay ataony, tsy iombonany amin'ny olona iresahany: Tranonay, vohitray. / Aza matahotra ianao fa vitanay telo lahy io. [Rajemisa 1985] | ||||
English translation | Our, ours; by us. Not including the person addressed.
Compare -ntsika.
Rainay [ray]. Our father.
Alefanay [lefa]. Set free by us.
¶ When added to trisyllabic words ending in -ka or -tra, the n is rejected. Satrokay [satroka]. Our hat. Fantratray [fantratra]. Known by us. ¶ -ay: contraction of -nay after words ending in -ka or -tra, as satrokay, our hat; fantatray, known by us. [Richardson 1885] | ||||
our; done by us (exclusive) [Hallanger 1973] | |||||
French translation | Suffixe, excluant les personnes à qui l'on parle. Notre, nos, de nous, par nous. Ny tranonay: notre maison. Hiatnay: vu par nous. Amboninay: au-dessus de nous. [Abinal 1888] | ||||
Nos, de nous, par nous (exclusif). [Rajaonarimanana 1995] | |||||
à nous, notre; fait par nous (exclusif). [Hallanger 1974] | |||||
Morphology |
| ||||
Analogues | -ay | ||||
izahay ~ anay | |||||
Tables and plates | all the pronouns | ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |