Entry antsika
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. [Rajemisa 1985]
English definition Us, ours (including the persons addressed); used as accusative and possessive case of isika. [Richardson 1885]
 us. (plur. inclusive as object); ours [Hallanger 1973]
French definition Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle). Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous. Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous. Antsika ny manamboatra io tetezana io: c'est à nous à arranger ce pont. Antsika no antsika izany: c'est notre affaire. [Abinal 1888]
 Nous, à nous (inclusif). [Rajaonarimanana 1995]
 Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous. [Hallanger 1974]
Italian definition noi
¶ il nostro [Profita 1969]
Compound words, titles, names 
Analogues  isika ~ -ntsika, -tsika
Tables and plates all the pronouns

2019/08/17