| Entry (1/2) | 1 tsihina |
| Root | 2 tsika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Tantavanina: Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany.
5 Lanina, alaina tsikelikely: Notsihiny tao lahy ny haren' ny olona ka lany terỳ !. [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 tsihina |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in French |
12 (de tsi, négation ; et hina : entente, accord ; la recherche de son tubercule est une cause de conflits, de disputes). Dioscorea antaly Jum. & H.Perrier(Dioscoreaceae). Tubercule alimentaire..
[Tandroy]
[1.196] |
| Vocabulary | 13 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 14 hitsina, 15 tsihina, 16 tsy nahy |
| Updated on 2025/11/09 |
|