Entry isika
Part of speech pronoun [full list]
Malagasy definition Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [Rajemisa 1985]
English definition We, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [Richardson 1885]
 we (including those addressed) [Hallanger 1973]
French definition Nous (y compris ceux à qui on parle). [Abinal 1888]
 nous (inclusif) [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Italian definition noi [Profita 1969]
Compound words, titles, names 
Analogues  antsika ~ -ntsika, -tsika
Tables and plates all the pronouns

2018/12/15