|
|
|
|

Entry1  fitsihana
Root  2  tsika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava [1.1]
5  fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [1.13]
Explanations in French  6  fuite, infiltration [1.13]
Synonyms  7  fitsika

Anagrams  8 fisintaha, 9 fitsahañy, 10 fitsahina, 11 fitsihana, 12 tsifahina

Updated on 2025/09/12