Entry mitsika (tsika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Enti-milaza rano mivoaka tsikelikely avy amin-javatra iray ka maninteraka io zavatra io: Avy nitsika tamin' ny vato ity rano eto amintsika ity
¶ Manamika: Ny anolanana ny lamba avy nosasana diamba hahazoan' ny rano mitsika tsara [Rajemisa 1985]
Morphology  
mitsika
nitsika
hitsika
Compound words, titles, names  

Entry mitsika (tsika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mifosa [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/05/29