|
|
|
|

Entry1  miantrano
Root  2 trano
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miditra ao an-trano.
5 Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy. [1.1]
Explanations in French  6 entrer dans la maison de quelqu'un. [1.3#740]
Examples  7  Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao. [2.285#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 manonitra, 13 miantrano

Updated on 2025/09/12