| Entry (1/4) | 1 akany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tranom-borona
[1.1] |
| Explanations in English |
4 the nest or roosting place of wild birds.
[1.2] 5 a nest [1.7] |
| Explanations in French |
6 nid
[1.8] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 8 Zoology: (in general) |
| All compound words | 9 vahinakany |
| Article | 10 Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly |
| Illustrations |
|
| Entry (2/4) | 13 akany |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in Malagasy |
15 trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe
[1.1] |
| Explanations in English |
16 a youth center.
[1.7] |
| Explanations in French |
17 foyer (pour les jeunes).
[1.8] |
| Entry (3/4) | 18 akañy |
| Part of speech | 19 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
20 [Betsimisaraka] any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany
[1.78] 21 [Sihanaka] any [1.78] |
| Entry (4/4) | 22 akany |
| Part of speech | 23 noun |
| Explanations in Malagasy |
24 [Bara] ady, fifandirana
[1.78] 25 [akañy] [Antesaka] Fifandirana [1.78] 26 [Tanosy] Fifandirana [1.78] |
| Explanations in French |
27 [akañy] [Antesaka] argumentation, discussion
[1.82] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 29 ankany |
| Anagrams | 30 aanky, akañy, akany, 31 anaky, 32 anika, 33 Ankay, ankay, 34 inaka, 35 kaina, Kaina, 36 kiana, 37 niaka |
| Updated on 2026/02/13 |
|