| Entry | 1 fiantranoana |
| Root | 2 trano |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fidirana ao an-tranon' olona
5 Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy roa tonta, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany; amin' ny fiantranoana koa no anomezan-drazazalahy fitafiana ho an-drazazavavy. Ireo zatovo mifanaiky hivady toy izany no natao taloha hoe: "vady vita fiantranoana" [1.1] |
| Explanations in French |
6 L'action d'entrer dans la maison de quelqu’un, la cause, le lieu
[1.3#740] |
| Examples |
7 vady vita fiantranoana kosa no niantsoan'ny Ntaolo an'io fahiny.
[2.314#]
8 Misy ambaratonga roa ny fomba arahina rehefa hanambady: voalohany, ny fiantranoana, ary faharoa, ny fampakaram-bady. [2.436#] 9 Ny fiantranoana na fangataham-bady dia atao loa-bary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy tafavory, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany. [2.436#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|