Entry toho
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Gymnosporia brachystachya
Examples avy any Ankaratra ka mankany Mangoro i Onive: raha olona mitondro toho atao ny havandra maty [Callet: Tantara, page 19]
Quotes 

Entry toho
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy [Rajemisa 1985]
 karazan-trondron-dranomamy tsy misy taolana firy [SLP 1986]
English definition a smallish fish with a flattened head [Hallanger 1973]
French definition poisson à tête plate [Hallanger 1974]
French definition genre de poisson d'eau douce [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples ny trondro mainty vaventy, sy ny toho, sy ny patsa, sy ny tsindretra, sy ny ondrin-drano, sy ny fangorinana, sy ny tsikovoka, ary indraindray aza misy amalona. [Callet: Tantara]
Quotes 

Entry Toho
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Tohu [Baiboly]
French definition Tohu [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Taohò
Quotes 

2015/09/07