Entry taloha (aloha (loha))
Part of speech preposition, past form
Malagasy definition Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe
¶ Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
Mitovy hevitra: fahagola ~ fahagolantany ~ fahiny ~ fahizany ~ fahizay ~ tany ambadik' i Manareza [Rajemisa 1985]
English definition before, formerly, former. [Richardson 1885]
 before [Hallanger 1973]
French definition avant (temps passé) [Hallanger 1974]
Examples 
1Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha. [Andraina: I Vola, page 35]
2Taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka. [FOFAFIPE: Rosovola, page 107]
Vocabulary 

Entry taloha (aloha (loha))
Part of speech adverb, past form [list]
English definition formerly [Hallanger 1973]
French definition autrefois [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

2015/04/02