| Entry | 1 simba |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io !
4 Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo 5 Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario [1.1] |
| Explanations in English |
6 spoiled
[1.7] |
| Explanations in French |
7 endommagé
[1.3, 1.5] 8 abimé [1.3, 1.8, 1.5] 9 avarié [1.13, 1.5] 10 gâté [1.3, 1.5] 11 détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré [1.3] |
| Examples |
12 Betsaka angaha ny zavatrao simba?
[2.472]
13 Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 47 2 combinations of that word |
| Proverbs | 48 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 49 samby, 50 Sibma, simba |
| Updated on 2025/12/08 |
|