|
|
|
|

Entry1  antontany
Root  2 tonta
Part of speech  3  noun or adverb
Explanations in Malagasy  4 Zavatra mifanongoa: Antontam-bato ~ Aza atao antontany toy izao ny vary fa merika ny andro ka tsy ho maina [1.1]
Examples  5  Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita. [2.996#]

Updated on 2025/09/12