| Entry | 1 mandalambitsika |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza lamba na akanjo efa tonta ka manambana ho rovitra, efa makarakara ho triatra: Nampalahelo ny nijery ilay mpangataka: satroka efa loaka ny tampony, pataloa efa mandalambitsika: izany no hita teny aminy [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|