Entry rovitra
Part of speech noun
Malagasy definition Sombinjavatra rotika: Notehiriziny ny rovitry ny saina [Rajemisa 1985]
Quotes 

Entry rovitra
Part of speech adjective
Malagasy definition Nisy sombin' ny tenany triatra ka niala, tataka, rotika: Rovitra ny lambako / Rovita alohan' ny aina
¶ Simba, tapaka: Rovitra ny fihavanana
¶ Voasamatsamaka, misaritaka: Ho rovitra ny fanjakana raha mitohy izao tsy fifankahazoan' ny mpitondra izao [Rajemisa 1985]
English definition torn [Hallanger 1973]
French definition déchiré [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
rovita
Synonyms triatra ~ riatra ~ mitsiaka ~ mitsiatsiaka ~ mitriatra ~ mitsefaka ~ misalasalaka ~ tataka ~ tata-bitrana ~ kotika ~ rota ~ rotika ~ mivorikitsay ~ tsy misy hitomboham-pilo
Quotes 

2017/04/18