|
|
|
|

Entry1  tontafana
Root  2 tonta
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Zerana: Notontafany vato aho
5 Velezina: Tontafy kanonta io alika io
6 Asiana: Notontafan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11 tontana

Updated on 2025/09/12