| Entry | 1 mpifankatia |
| Root | 2 tia |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
| Explanations in French |
5 amants [3.1] |
| Examples |
6 mpifankatia hita faty tanaty rano
[4.14]
7 Ohatra ny mpifankatia ela tsy nihaonana sahady izahay mianaka nony vao nifankahita [2.471] 8 Toy ny nafatotra ny vavan'ireo mpifankatia ireo, ary marina mihitsy ny tenin'ny lehilahy mpanoratra malaza hoe: "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner) [2.324] |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 mpanatifika, 11 mpiantafika, 12 mpifankatia |
| Updated on 2025/09/12 |
|