| Entry | 1 fifankatiavana |
| Root | 2tia |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitiavana mifamaly [1.1] |
| Explanations in French |
5 l'amour réciproque [1.3#702] |
| Examples |
6 Moa tsy fara fahatsaràna sy fara fahasambarana ny fifankatiavana?
[2.296#]
7 Latsaka ny ranomasony nitazana itony fifankatiavana feno morona tokoa. [2.895#] 8 Dia nanao nahandro tsara izy hiarahan-komana hampiseho ny fifankatiavana. [2.293#] 9 Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa. [1.214] |
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/02 |
|