| Entry | 1 mirona |
| Root | 2 rona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Mirona ity andry ity izany. ~ Mirona amin' ny politika ny lohan-janako
5 Efa ho rava: Mirona ny fanjakana 6 Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy [1.1] |
| Explanations in French |
7 Etre incliné, penché: Mirona ny rindrina (La muraille penche) ~ Mirona ny zaza kely (Le petit enfant penche la tête, a sommeil)
8 lâcher pied sur le champ de bataille, faiblir: Nirona ny miaramila tamin' ny ady (Les soldats lâchèrent pied sur le champ de bataille) [1.3#546] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 lemaka miraika ria mirona |
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 14 Armonì, 15 Armony, 16 manory, 17 mirano, mirona, 18 Ramino, ramino, 19 Rimona, 20 romany |
| Updated on 2025/12/13 |
|