| Entry | 1 mampitia |
| Root | 2 tia |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin' angano fotsiny tsy akory.
[2.528]
5 Ny fahasoavana, Andriamanitra no mibeda anao dia mampitia anao ny hafa ka tonga hatramin' ny fiheveranao azy ho ambony noho ianao, tsara kokoa, manan-tsaina kokoa noho ianao. [1.369] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 mampitia, 10 miampita |
| Updated on 2025/09/10 |
|