| Entry | 1 mankamamy |
| Root | 2 hamy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manaiky na mandray amin-kafaliana: Mankamamy ny torohevitrao aho
5 Tia, miraiki-po amy: Mankamamy ny fiainana eo anivon' ny fianakaviana ny Malagasy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to find something sweet or pleasing or acceptable
[1.7] |
| Explanations in French |
7 trouver une chose bonne ou agréable
[1.8] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/17 |
|