Entry mifankatia (tia)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina [Rajemisa 1985]
French translation   s' entr' aimer [Malzac: Grammaire]
Examples  
1Fo mifankatia no miara-mifanindran-dàlana. [Rajaonarivelo: Bina, page 117]
2Nasehony ny tsy fitovian-drazana, nefa mampaninona moa izany amin' ny fo hampia-mifankatia? [Rajaonarivelo: Bina, page 76]
Morphology  
mifankatia
nifankatia
hifankatia
mifankatiava
Quotes  

Updated on 2015/03/07