|
|
|
|

Entry (1/4)1  tany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Antontan-javatra boribory mimaona eny amin' ny habakabaka, onenan' ny olombelona, izay sady mihodinkodina eo am-pitoerana ohatra ny tandrimo mandritra ny indray andro sy indray alina no manodidina ny masoandro mandritra ny dimy amby enimpolo sy telonjato andro: Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany, hoy ny baiboly
4 Vovobovoka mena matroka izay toy ny nofon' io antontan-javatra voalaza etsy ambony ka anirian' ny zavamaniry: Mahavokatra ny fambolena ny tany lonaka
5 Tanety (mifanohitra amin' ny ranomasina): Intelo ohatra ny tany ny ranomasina
6 Faritany: Madagasikara dia anisan' ny tany mafana
7 Saha fananana: Itsy atsimo itsy no taninay, fa ity an-dry Ranaivo
8 Ny olona miara-mipetraka amin' ny faritany iray: Samy manana ny fomba amam-panaony ny tany rehetra [1.1]
Explanations in English  9 earth, soil, land; a country, a nation [1.7]
Explanations in French  10 terre, sol; pays, nation [1.8]
11 terre, sol, terrain [1.13]
Vocabulary  12  Geography: (in general)
Analogs  13  tanimanga, 14  tanimangampoza, 15  taniravo
All compound words  16  281 combinations of this word
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Entry (2/4)18  tany
Elementary words  19 t~, 20 any
Part of speech  21  adverb, past form [Full list]
Explanations in Malagasy  22 Milaza toerana naleha na nisy ny tena: Tany an-tsena aho aninaraina [1.1]
Examples  23  na tany aho na tsy tany
tsy ho kely be nenina moa hianao?
[2.131]
All compound words  24 tany an-tendrony

Entry (3/4)25  tany
Part of speech  26  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  27 Tany fanafohezana ny hoe: "Tahiny": Raha tany mandalo any amin-dry dada ianao, ampamangio azy any aho [1.1]

Entry (4/4)28  tany
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  [tañy] 30 tomany, fitomany, fitomaniana [Bara] [1.78]
[tañy] 31 ranomaso, tomany [Sihanaka] [1.78]
[tañy] 32 tany, fitomaniana [Tanala] [1.78]
33 ilazana ny "tomany", sady fototeny niavian' io teny io rahateo (tamin' ny alalan' ny tsofoka om: / - om / any), saingy tsy fampiasa afa-tsy amin' ny fombam-pitenenana sy ohabolana sasantsasany, toy ny hoe: toran-tany: mitomany mafy ka ohàtra ny torana mihitsy;
34 kalon' antitra ka tany no farany: mazàna no miafara amin' ny tomany ny hirahiran' ny antitra noho ny fibosesehan' ny fahatsiarovana sy ny fihetseham-po tsaroany tamin' ny fiainany lasa [1.1]
Explanations in French  35 les larmes, les pleurs, les gémissements
36 regret [1.3]
[tañy] 37 pleur [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Derivatives 
Passive verbs :
Synonyms  40 tañe
Proverbs  41  Proverbs containing that word

Anagrams  42 anty, 43 ntia, 44 tany

Updated on 2025/11/13