|
|
|
|

Entry (1/3)1  T  ~  t    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3 Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra
4 fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.
5 Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny,
6 ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao:
7 Man + taitra = manaitra. [1.1]
Explanations in French  8 Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de
9 l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  10  abidy
All compound words  11 frezy T
Tables and plates  12  The Alphabets
Article  13 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/3)14  t~
Part of speech  15  prefix [Full list]
Explanations in Malagasy  16 Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1]
Explanations in English  17 the letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2]
Explanations in French  18 préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3]
19 préfixe exprimant le temps passé [1.5]

Entry (3/3)20  t~
Part of speech  21  prefix [Full list]
Explanations in French  22 préfixe exprimant l'origine [1.5]

Updated on 2025/11/20