|
|
|
|

Entry (1/2)1  taniravo
Elementary words  2  tany, 3  ravo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  tanimanga, tany mora [Taisaka] [1.78]
6  tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1]
Explanations in English  7  [tany ravo] white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]
8  chalk [1.42]
Explanations in French  9  terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3]
Examples  10  Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48]
11  toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]
Vocabulary  12  Geology

Entry (2/2)13  Taniravo
Elementary words  14  tany, 15  ravo
Part of speech  16  name (toponym) [Full list]
Examples  17  Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato [2.48]
Vocabulary  18  Geography: towns

Anagrams  19 avitrano, 20 Taniravo, taniravo, 21 tavy rano, 22 toravina, 23 variñato, 24 voaranty

Updated on 2025/09/20