|
|
|
|

Entry1  sikidy alanana
Elementary words  2 sikidy, 3 alanana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy [1.1]
Vocabulary  6  Beliefs
Analogs  7  sikidyjoria

Updated on 2025/11/02