Entry misikidy (sikidy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto
¶ Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao [Rajemisa 1985]
English definition to practice divination by the sikidy rite [Hallanger 1973]
French definition deviner par le rite du sikidy, prédire [Hallanger 1974]
Morphology 
misikidy
nisikidy
hisikidy
misikidia, misikidiàna, misikidiàva
Examples Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy); [Callet: Tantara]
Quotes 

2013/05/13