|
|
|
|

Entry1  sikidy joria
Elementary words  2 sikidy, 3 joria
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 amin' ny sikidy joria, dia roa karazana ny fipetraky ny voan-javatra, na jama na taraiky, ka apetraka amin' ny laharana roa mifanao ambony sy ambany ny voa ao anaty kitranotrano valo valo avy [1.1]
Vocabulary  6  Beliefs
Analogs  7  sikidyalanana

Updated on 2025/11/02