Entry tsiry
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny voa sy ny tsimoky ny zavamaniry vao miseho: Tokony hotandremana tsara amin' ny biby ny tsirinjavamaniry
¶ Zavatra mivoaka avy amin-javatra hafa iray izay mitifitra mahitsy hatraiza hatraiza: Ny tsirimasoandro ~ ny tsirim-pahazaoana
Mitovy hevitra: toraka ~ vazana [Rajemisa 1985]
   laingo, taroka, bontsina [SLP: Voambolana]
French definition   [Tanosy] bourgeon [Rakotosaona 1972]
   bourgeon, pousse [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Derivations  
Synonyms   tsimoka ~ vontsina
Quotes  

Updated on 2012/07/17