Entry solofo (solo, ofo)
Part of speech noun
Malagasy definition Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin' ny faka na voditronga indray [Rajemisa 1985]
English definition a sprout from a stump or a tree [Hallanger 1973]
French definition pousse, bourgeon [Hallanger 1974]
Vocabulary 

Entry solofo (solo, ofo)
Part of speech noun
Malagasy definition Ny taranaka mandimby: Ireo solofo amam-para [Rajemisa 1985]
 dimby sy fara, taranaka [SLP 1986]
English definition a descendant; an heir [Hallanger 1973]
French definition descendant, héritier [Hallanger 1974]
 progéniture, rejeton [SLP 1986]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Examples Tsy ela dia tonga handravaka ny volan-tanteliny ny solofo aman-para. [Andriamalala: Vohitry]

2016/09/08