Entry taroka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Synonyms   tarotaroka
Analogy   laingo ~ tsimoka

Entry taroka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bezanozano] kapoka, vely [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] kapoka [Rakotosaona 1972]
English definition   flogging, beating. Comme daboka [Richardson 1885]
Derivations  

Updated on 2014/09/03