|
|
|
|

Entry (1/3)1 amana
Part of speech  2 conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3Teny mpampitohy enti-mampitohy anarana na mpamaritra anarana roa, izay efa mahazatra ny olona ny mampiaraka azy: Vady aman-janaka ~ Na dia kely amana bitika aza izahay dia manana ny maha-izahay anay. [1.1]
Explanations in English  4with, together with, and. It is used between nouns or verbs, as: ray aman-dreny; mihira amana mandihy. It is also used for amy, as aman-kenatra, with shame.. [1.2]
5used with closely related things, as: ray aman-dreny (reny) : father and mother. [1.7]
Explanations in French  6avec, et, sur, contre. [1.3]
7qui sert à unir les mots apparentés; ex. : ray aman-dreny (reny) : père et mère. [1.8]
Morphology 
8 Simple :
All compound words  968 combinations of this word

Entry (2/3)10 amaña
Part of speech  11 noun
Explanations in Malagasy  12ambana, fandrahonana. [Betsileo] [1.78]

Entry (3/3)13 Amanà
Part of speech  14 name (biblical) [Full list]
Explanations in English  15Haman. [2.996]
Explanations in French  16Aman. [2.996]
Vocabulary  17 Holy Scriptures
Synonyms  18hamana, hamana, hamana
Biblical quotes  19Chapters and verses mentioning Amanà
Article  20Randzavola: Amanà ao amin' ny Baiboly

Anagrams  21 amaña, Amanà, amana, 22 Naamà

Updated on 2025/11/06