| Entry | 1 ranombary tsy masaka |
| Elementary words | 2 rano, 3 vary, 4 tsy, 5 masaka |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 anarana ilazana ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha mbola eo am-bohitra ny faty no mamangy:
8 Avy manatitra ny ranombary tsy masaka, Tompoko [1.1] |
| Analogs | 9 faodranomaso, 10 kofehy, 11 rambondamba, 12 solontsosoa, 13 zaralevenana |
| Updated on 2025/11/17 |
|