Entry rambon-damba (rambo, lamba)
Part of speech noun
Malagasy definition ny vola entina mitsapa alahelo ny mana-manjo. Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana, raha toa ka efa voalevina ny razana no tonga mamangy (efa voalevina mifono lamba ny maty, ka ny famangiana manaraka aty aoriana dia toy ny rambo manaraka ny lamba). (Jer. koa: ranombary tsy masaka, solontsosoa, fao-dranomaso, kofehy, solon-kofehy, zara levenana) [Rajemisa 1985]
English definition a gift brought at the time of a funeral [Hallanger 1973]
French definition participation financière apportée à un enterrement [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples Sasao madio dia madio ny fery, dia alaina ny fangoka (rambondamba) sy ny lavenon-dambarano sy ny kelihomandrĂ  (bozaka mandady tahaky ny sofin-totozy), ahandroina ny vary sosoa ridritra atao aman-dravina atao mahamay; [Callet: Tantara, page 116]

Entry rambon-damba (rambo, lamba)
Part of speech noun
English definition The fag-ends of a cloth, the thread left unwoven. [Richardson 1885]
 the end of a piece af weaving [Hallanger 1973]
French definition frange au bout d'une étoffe qu'on tisse [Hallanger 1974]
Vocabulary 

2016/07/09