Entry tsy
Part of speech noun
Malagasy definition Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, ans...) [Rajemisa 1985]
French definition acier [Abinal 1888, SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms vy mahery

Entry tsy
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly
¶ 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho
¶ 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona
¶ 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [Rajemisa 1985]
English definition not [Hallanger 1973]
French definition ne pas [Abinal 1888, Hallanger 1974]
French definition sans [Abinal 1888, Sims 1969]
French definition non [Abinal 1888]
 pas [Hallanger 1974]
Morphology 
tsy
tsi-
Compound words, titles, names 
Examples tsy sompatra izy (il est sans malice) [Sims 1969]
Toponymy Place names having the word tsy (7)
Ambohitsilaozana
Antsahatsiroa
  Tsiafakomby
Tsianaloka
  Tsiazompaniry
Tsimaloto
  Tsiroanomandidy

Entry tsy
Part of speech conjunction [full list]
Malagasy definition  [Taisaka] sy [Rakotosaona 1972]

Entry -tsy
Part of speech morphological form of the word sy
Compound words, titles, names 

2015/04/18