|
|
|
|

Entry1 zara levenana
Elementary words  2zara, 3levenana
Part of speech  4 locution
Explanations in Malagasy  5 anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana [1.1]

Updated on 2025/09/12