|
|
|
|

Entry 1  mitovy
Root  2 tovy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo
5 Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy. [1.1]
6 karaha, sahala; mifanaraka [1.13]
Explanations in French  7 pareil; conforme [1.13]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  angadymondrosyreniakoho, 13  gamatra, 14  kapokairay, 15  katrokairay, 16  lasitrairay, 17  mahaleony, 18  mahatorakany, 19  mifamatra, 20  mifandanja, 21  mifanentana, 22  mifanerana, 23  movatsy, 24  navelatao, 25  ohatra, 26  sahala, 27  sahymitahy, 28  tahakany, 29  toa, 30  toyny, 31  toraka, 32  tsyambakanohony, 33  tsylatsadanjanohony, 34  tsymisyfankaiza, 35  tsymisyhafa, 36  tsymisyivoasana, 37  tsymisyvalaka, 38  vakintsaonjoroa
Combinations  39  24 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  40  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07