|
|
|
|

Entry1  mova tsy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 (Moa ve tsy na Miova tsy) Teny enti-milaza fitoviana ara-pampitahana: Mova tsy ny dian-tongotra havia ny sarintanin' i Madagasikara [1.1]
Explanations in French  4 tout à fait semblable à: Mova tsy ny adala izy (Il est tout à fait semblable à un fou) ~ Mova hianao tsy izy (Vous lui ressemblez tout à fait) [1.3#447]
Examples  5  Mova tsy nitana aina ny tontolo / Nanaraka ny fiomanana rehetra [2.576]
6  Mova tsy ny manontany ahy izay faritry ny sandriko foiko hotapahina [2.298]
7  Moava tsy fomba firesak'izy roa fony izy ireo nifankahita voalohany indrindra ka nahatonga an-dRasoa ho fofombadin-dRainitoandro, taona maro lasa izay [2.470]
Other spellings  8 miova tsy, moa va tsy, moa ve tsy
Synonyms  9 mitovy amy, ohatra ny, tahaka ny

Anagrams  10 mavotsy, mova tsy

Updated on 2025/12/08