Entry tahàka ny
Part of speech   preposition [list]
Malagasy definition   Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara.
Mitovy hevitra: mitovy ~ ohàtra
Mitovy hevitra: sahala ~ toa ~ toy [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names  

Updated on 2012/09/30