| Entry (1/3) | 1 toraka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1] |
| Explanations in French |
4 comme, de même que, égal, semblable [1.5] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 17 22 combinations of this word |
| Synonyms | 18 ohatra, tahaka |
| Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
| Entry (2/3) | 20 toraka |
| Part of speech | 21 noun |
| Explanations in Malagasy |
22 Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1] |
| Explanations in French |
23 action de lancer [1.3#730, 1.5] 24 action de jeter [1.3] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 34 7 combinations of this word |
| Proverbs | 35 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 36 toraka |
| Part of speech | 37 noun |
| Explanations in Malagasy |
38 Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1] |
| Explanations in French |
39 puissance [1.13] |
| Vocabulary | 40 Mathematics: algebra |
| Anagrams | 41 akotra, 42 atroka, 43 katrao, 44 katroa, 45 okatra, 46 rotaka, 47 takaro, 48 taroka, 49 toraka, 50 traoka, 51 troaka |
| Updated on 2025/10/11 |
|