| Entry (1/2) | 1 mifamatra |
| Root | 2 fatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitovy fatra amy..., mifandanja: Tsy mifamatra amin' ny fitiavan-dray aman-dreny matetika ny fitiavan' ny zanaka.
[1.1] |
| Morphology |
|
| All compound words | 8 mifamatra amin' ny masoandro |
| Entry (2/2) | 9 mifamatra |
| Part of speech | 10 active verb |
| Explanations in Malagasy |
11 mifanditra.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Updated on 2025/11/09 |
|