|
|
|
|

Entry1  tsy latsa-danja noho ny
Elementary words  2 tsy, 3 latsaka, 4 lanja, 5 noho
Part of speech  6  locution
Examples  7  Nefa nisy anankiray izay noheverina ho tsy latsa-danja noho ny andriamani-dahy. [1.38]
8  Rainitoandro tokoa no maty, fa ny fitsimbinan' ny tany ama-monina ny vady aman-janany dia mahatahotra an' Andriamanitra, fa mihoatra sy tsy latsa-danja noho ny fahavelony. [2.470]

Updated on 2025/02/12