Entry | 1 mifandanja |
Root | 2 lanja |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy [1.1] |
Explanations in French |
5 proportionnel [1.13] |
Examples |
6 raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho.
[2.131]
|
All compound words |
|
Vocabulary | 9 Mathematics: algebra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |