|
|
|
|

Entry1  toy ny
Elementary words  2  toy, 3  ny
Part of speech  4  locution
Examples  5  Mafy toy ny vato ny foko! [2.508#298]
6  Mandeha izy toy ny hirebika [2.69#27]
7  Tsy mba manana tandroka toy ny omby izy [2.117#116]
8  toy ny hazo, matin' ny hitsiny, ary toy ny omby, matin' ny taviny [2.558]

Anagrams  9 intoy, 10 itony, 11 toy ny

Updated on 2025/09/10