|
|
|
|

Entry1  mitelina
Root  2 telina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Managorodana na mamarina any an-tenda: Mitelina vary [1.1]
Explanations in English  5 to swallow [1.7]
Explanations in French  6 avaler [1.3#693, 1.8]
Examples  7  Ataovy misotro rano kely foana izy na dia marary aza ny mitelina. [2.424#]
8  tsy mitondra antsy handidiana, tsy mila famaky hikapana, fa mitelina ihany. [1.406#]
9  Tsy hety ho lehilahy izay tsy mitsako ny sakafony ka mitelina ny otan' ny sasany. [2.285#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14  3 combinations of that word
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 ilmenita, mitelina, 17 Mitilena, 18 Mitylena

Updated on 2025/11/17