Entry homana (hana)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Mihinana: Tsy homan-kena izahay anio
¶ Mandany zavatr' olona ho an' ny tena: Homana ny volam-bahoaka io mpiasam-panjakana io
¶ Mahazo: Mba tsarovy ny namana fa homana be ise amin' io asa io [Rajemisa 1985]
English definition to eat ; to extort ; to bite (of fish) ; cf. hanina, hinana; [Hallanger 1973]
French definition manger ; extorquer ; mordre (se dit des poissons) ; cf. hanina, hinana [Hallanger 1974]
Morphology 
homana
homako
homanao
homany
homantsika
homanay
homanareo
homan'
homan-
homam-
homa-
homana
homako
homanao
homany
homantsika
homanay
homanareo
homan'
homan-
homam-
homa-
ho homana
ho homako
ho homanao
ho homany
ho homantsika
ho homanay
ho homanareo
ho homan'
ho homan-
ho homam-
ho homa-
Compound words, titles, names 
Analogues  hanina ~ hinana
Examples Raha sakafo no manimanitra, mazoto homana ny mpihinana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 162]
Quotes 

2017/03/22