Entry mamango (vango)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mamaly [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] mamely [Rakotosaona 1972]
   Mamely, mikapoka
¶ Manesokesoka, mandrapadrapaka, mihinana fatratra [Rajemisa 1985]
Morphology  
mamango
namango
hamango
mamangoa

2010/05/14