|
|
|
|

Entry1  manendry
Root  2 tendry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany. [1.1]
5 Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy. [1.1]
6 (na manandry) Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona. [1.1]
7 Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny. [1.1]
Explanations in English  8 to appoint, to fix. [1.2#638]
Explanations in French  9 toucher du doigt, de la main. [1.3#695]
10 désigner, indiquer, choisir, fixer. [1.3]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15 manendry ratsy

Anagrams  16 mandreny, 17 manendry

Updated on 2025/11/09