|
|
|
|

Entry1  mihetsiketsika
Root  2 hetsiketsika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mihevingevina: Mihetsiketsika ny tohatra fa tazony mafy.
5 Tsy mipetraka tsara fa mikofokofoka, mipelipelika: Ny zaza matetika no mihetsiketsika any an-trano fivoriana.
6 Miheninkenina, misahirana mafy, mipopoka: Nihetsiketsika fatratra izy tamin' iny raharaha iny.
7 Mihaingo, miraratra, miramarama: Mihetsiketsika erỳ ry zareo ato avaratra fa vao nahalafo trano, hono.. [1.1]
Examples  8  mihetsiketsika lalandava io zazalahy io (Ce garçon se remue sans cesse) [1.3]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mihahohaho, 14  mihararetra, 15  mihendrahendra, 16  mihetsiketsika, 17  mihetsiketsika, 18  mihevingevina, 19  mihofahofa, 20  mihofakofaka, 21  mihontsinkontsina, 22  mihovihovy, 23  mihovotrovotra, 24  mihozongozona, 25  mikipilipily, 26  mikivilivily, 27  mikofoka, 28  mikofokofoka, 29  mikopaka, 30  mikopakopaka, 31  mikoropaka, 32  mipararetra, 33  mipelipelika, 34  mipendrampendrana, 35  mipilaka, 36  mirona, 37  mirondrona, 38  mironjina, 39  misangodina, 40  misangodingodina, 41  misavilivily, 42  mitakorofoka, 43  mitambolina, 44  mitovezina, 45  mitrifantrifana, 46  mitsikofokofoka, 47  mitsikorofoka, 48  mivena, 49  mivenjina, 50  mivezimbezina
All compound words  51 mihetsiketsika ranona iny ankehitriny
Proverbs  52  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09