|
|
|
|

Entry1  mitrifantrifana
Root  2 trifantrifana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao. [1.1]
[1.214#]
Examples  5  Nahatsiaro voky ilaikely, ka nody ho azy ny toeny falifaly sy mitrifantrifana. [1.214#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9 mitrifana

Updated on 2025/09/12